Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Febroary, 2020

Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Febroary, 2020

Nangidy lela amin'ny tsy fahasahian'ny governemanta manakana ireo mpitsidika avy any tanibe ny mpiasan'ny fitsaboana ao Hong Kong

Nandrisika ny governemanta ny matihanina ara-pitsaboana ao Hong Kong hanakatona ny toeram-pisavana an-tsisitanin'i Hong Kong sy i Shina ho famerana ny fielezan'ny coronavirus-n'i Wuhan (Covit-19) ho ao Hong Kong.

Efa hisy ny fivezivezena be amin'ny taombaovao shinoa vao mandray matotra fisian'ny coronavirus-n'i Wuhan i Shina

Mihoatra ny 400 tapitrisa ny isan'ny shinoa miomana handray ny taombaovao manara-bolana amin'ny 24 janoary, iray amin'ny fifindra-monina isa-potoana goavana indrindra eto ambonin'ny tany, vao nohamafisina manerantany ny fahamarinan'ny sahoan-dresaka fisian'ny endrika coronavirus vaovao, na dia mihisitrisitra ny amin'izany aza i Beijing.

Mangorona mena: fankalazana ny taombaovao shinoa

Haharitra andro maromaro, izay nanomboka tamin'ny 24 janoary ny taombaovao manara-bolana 2020.

Tia tanindrazana shinoa mamaly bontana tamin'ny nanaovan'ny Danoà sary viriosy tamin'ny sainan-dry zareo

Ankona i Shina rehefa naneho hevitra tamin'ilay zava-nitranga ny Praiminisitra Danoà Mette Frederiksen tamin'ny fiarovana ny tarazon'ny fahalalaham-pitenenana ao amin'ny firenena.