Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Mey, 2008
Shina : Fisaonana tao Tiananmen ireo maty sy niharam-boina nohon'ny horohorontany
hk1183 no manapariaka andiantsary maro nalaina tany amin'ny kianja malalaky Tiananmen, nandritra ny hetsika “3 minitram-pahanginana” ho fisaonana ireo maty sy fiaraha-miory amin'ireo niharam-boina nohon'ny horohorontany nitranga tany amin'ny faritry Sichuan,...
Shina: Horohorontany nahatratra ny hery 7.8 izay tsapa saiky manerana an'i Shina
Tokony ho ora roa lasa izay, dia nisy horohorontany izay nahatratra ny hery 7.8 eo amin'ny metatry Richter [7,0-7,9 heverina ho toy ny horohorontany henjana izay mety mahatratra 18 isan-taona...
Shina : Horohorontany an-tsary
Nanagona sy nanapariaka andian-tsary mampiseho ny ny horohorontany vao nitranga tany amin'ny faritry Sichuan any Shina i ESWN [East South West North na Atsinanana Atsimo Andrefana Avaratra].
Sina: “Miasa dia” ho an'ny tontolo iainana
Tsy ela akory tamin’ity volana ity, talohan’ny namonoan’ny horohoron-tany iray aina an’arivony, nidina an-dalambe ny olona manodidina ny 400 hatramin’ny 500 tao Chengdu, Shina hanohitra ny fanorenana orinasa iray mikirakira...
Shina:Fandalinana momba ny fitiavan-tanindrazana
Nony manakaiky an'i Shina ny fampitana ny Afo Olaimpika dia hitan'i Mo Yang hoe nisy fiantraikany tamin'i Shina ny “fiarovana” ny fampitapitana ny afo nataon'ireo Sinoa mpila ravinahitra any ivelany....
Sina: Olaimpika Maitso sy Mpilalao sarimihetsika ho masoivoho mpiaro ny tontolo iainana eo anivon'ny ONU
Dan Beekman ao amin'ny ” Blogging Beijing” no manolotra fampivondronana ireo olan'ny tontolo iainana misy sy izay mbola azo antenanadonne ao Beijing. Nanadihady Fikambanana tsy miankina (ONG) sy mpitarika mpianatra...