Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Marsa, 2008

Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Marsa, 2008

27 Marsa 2008

Shina : Gidragidra manerana ny lalamben’i Lhasa

Na dia efa andro vitsivitsy lasa aza ity lahatsoratra ity no nivoaka tamin’ny teny anglisy ataoko fa tsy very akory ny hasina mahavaovao azy indrindra amin’ny teny malagasy noho ny fahavitsian’ny vaovao milaza azy amin’ity tenindrazantsika ity. Izay no mbola amoahako azy hatrany. Marihina hatrany fa fandikanteny fotsiny no ataoko...

24 Marsa 2008

Sina : Miady amin'ny mpanao gazety tandrefana milaza ny momba an'i Tibet ny mpitoraka blaogy sinoa

Raha nandre ny vaovao hoe ny Tibetana dia mandidy sofin-jaza sy mandoro olona velona, dia nandrobaka ny voalaza diso momba ny toejavatra any Tibet ny Sinoa amin'ny Internet ary toa tsy vonona ny hiala maina. Ady no tadiaviny amin'ny mpanao gazety tandrefana lehibe indrindra, ary i anti-CNN.com no foibe. Isan'ny...

20 Marsa 2008

Tsy misy tanàna ho an'ny Aborigènes

Banai sy ny vadiny eo anoloan'ny tranon'izy ireo Ny adihevitra ho an'izay ho  filoham-pirenena voalohany nokarakarain'ny Peopo, plateforme mpampahalala vaovao avy amin'ny olon-tsotra dia natao ny 24 febroary. Roa no nirotsaka hofidiana ho filoham-pirenana ary namaly ny fanontaniana 20 napetrakin'ny olon-tsotra izay mampiasa ny rohin'ampahan-tsary toy ny  Youtube mba hanapariahana...

18 Marsa 2008

Thailandy : Fanambaran'ireo firenena momba ny raharaha any Tibet

Jotman no nanangona sy mitanisa ireo fanambara tamin'ny fomba ofisialy izay nataon'ireo firenena samihafa manoloana ny raharaha any Tibet.