Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Mey, 2015
“Voaozona Hohadihadiana ny Uber ao Shina”
Mitsikera ny manampahefana Shinoa tamin'ny fangejana ny tolotra taxi iombonana Uber ny mpiserasera habaka, miampanga azy ireo ho miaro ny indostrian'ny taxi sy mamely indray ny orinasan'aterineto vahiny.
Sary an'ohatra No Hitan'ny Shinoa Amin'ilay Lahatsarim-Pirodanan'ny Lampihazo Iray Miparitaka Be
"Ho fankalazana ny Fetin'ny Reny ho an'ny Firenena Renintsika, dia manao fampisehoana goavana ny teatra ao an-tanànan'i Bijie ao amin'ny faritanin'i Guizhou "Ny firodanan'ny Nofinofy Shinoa.'"
Nohon'ny Famoahana ‘Tsiambaratelom-Panjakana’, Nogadrain'i Shina i Gao Yu, Mpanao Gazety Malaza
Nogadraina fito taona izy noho ny nanaovany tatitra momba ny torolàlana ho an'ny Antoko Kaominista izay mitanisa "zavatra fito tsy azo resahana" ho an'ireo mpampianatra eny amin'ny Oniversite, sy fahalalahan'ny asa fanaovana gazety ary ireo hadisoana fahiny vitan'ny antoko
Nanjary Niova Ho Mahery Vaika Sy Masiaka Ny Fomba Sinoa Enti-manao Sivana : ‘Ny Great Cannon’
"Azo ampoizina fa ilay fanafihana, sy izay mety ho fiantraikany ara-politika, no tokony tsy maintsy nilàna fankatoavana avy amin’ireo manampahefana ambony eo anivon’ny governemanta Shinoa."