Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Mey, 2010
Sina: Misy toerana ho an'ny kolontsaina avo lenta ve eo anivon'ny fanabeazana?
Misy toerana ho an’ny fanabeazana ankapobeny ve amin’izao fiaraha-monina maoderina ankehitriny izao, izay efa maharomotra ny fifaninanana eo amin’ny tsenan’ny asa, ary ny raharaha rehetra dia samy efa voatokana sy...