· Janoary, 2018

Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Janoary, 2018

Vaovao Avy Amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Shinoa

Teny malaza tamin'ny taona 2005: Satria antomotra ny fiafaran'ny taona 2005, namoaka ny teny mafana indrindra tao amin'ny aterineto Shinoa (ZH) ny Baidu, milina fikarohana lehibe indrindra amin'ny teny Shinoa;

05 Janoary 2018

Shina: Kdo…Kdo…pfft

Toa nahatonga ny ampahany lehibe ao Azia, indrindra ny any avaratra atsinanana hitolona mafy hampiverina ny aterineto amin'ny laoniny ny horohorontany nanakaiky an'i Taiwan halina ka nanimba hosina anaty rano miisa enina.

05 Janoary 2018