Shina : Fifandonana Manodidina Ny Famokarana Herinaratra
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Janoary 2009)
Ny 31 Desambra 2008, nivory ny mponin'ny Zaridainan'i Junjing ao Guangzhou (Canton) hanoherana ny fanorenana toby iray famokarana herinaratra ao atsimon'io toeram-ponenana io. Araky ny Feon'ny Fanantenana , olona 24 no voasambotra ny ampitson'iny, ao anatin'izany ankizy roa (anatin'ny taona fandehanana any an-tsekoly ambaratonga voalohany) nitondra sora-baventy nandritra ny hetsika.
Efa vitan'ireo mponina ny nampiato ny fanamboarana io toby be io indray mandeha, roa taona lasa, fa nanapaka hevitra ny hamerina ny tetikasa ireo manampahefana, milaza fa amin'ny ambaratonga azo ekena ny sahan'andriamby ho ateraky ny herinaratra. Fa tsy inoan'ny mponina ireo isa sy fanazavana nomen'ny mpitantana ary kianin-dry zareo any anatin'ilay toerampiresahana Junjing [amin'ny shinoa] ireo media goavana noho ny tsy fanana'izy ireo fijery tsy mitanila :
Namaly ny lahatsoratrin'ny Southern Metropolis [amin'ny anglisy], nanambara i aaaznh:
封锁媒体,欺上瞒下合不合法?北京中科院科学家都反对把变电站建小区,谁才是真正的专家?电力专家就是为利益服务的华南虎专家,周围有大量的空地为什么不建?早就规划了为什么还要让周围建学校和居民楼?
Manipika i Ajuns:
ZF见隐瞒不住了,开始利用媒体做单方的宣传攻势了,大家想办法把事情真相告诉市民。要充分利用网络报导后面的跟贴,将现场图片联接告诉市民。
Nanampy i qinf2:
失真报道,是什么原因让他们这样的报道呢。为什么不到群众中来,骏景大部分都是外地人,绝大部分都是受过高等教育的人,这样的一群人的分辨力绝对不低。造成知识分子忍无可忍的原因为什么不报道出来。订这样的报纸有何用。
Namoaka an'ito sary ito i “Mahantra aho ary tsy tena matahotra” mba hilazany ny fahatsapany:
Tena akaikin'ny toeramponenana ny toerana misy ilay toby famokarana herinaratra, tahaky ny asehon'ny sary ito ambany ito, izay ahafahana koa mahita ny sorabaventy manohitra mihantona eny amin'ireo trano lehibe:
Nanomboka ny 30 Desambra 2008 io tantara vaovao momba ny fifandonana eo amin'ny mponin'ilay faritra sy ny polisy io, rehefa nisy polisy marobe tonga tao an-toerana mba hanokafana indray ny toeram-panamboarana ilay toby famokarana herinatra :
Ho fanoherana an'izay hetsiky maherin'ireo manampahefana izay, nanapaka hevitra ny hikarakara fivoriana hivavahana ho an'ny fahasalaman'ireo zanany ny mponina tao an-toerana, ny alin'ny taombaovao :
Betsaka ny polisy niditra an-tsehatra ary nisy ny fifandonana :
Tohin'ny fisamborana nataon'ny polisy an'ireo mpanao fihetsiketsehana niisa 24, mbola nisy fivoriana na “diabe” (fihetsehana) hafa nandritra ireo andro vitsivitsy farany teo. Ito lahatsary ito afaka ahitana ny fivoriana tamin'ny 3 Janoary 2009, izay ahitana ny mponina nangataka ny famotsorana ireo mpanao fihetsiketsehana nosamborin'ny polisy :
Mba hahafahana manohy ny hetsipanoherana, niresaka momba ny tetika vaovao ho fanoherana teo amin'ny toeram-piresahana [amin'ny teby shinoa] ireo mponina manodidina ilay toby famokarana herinaratra ho atsangana :
Nandroso sosokevitra ny tsy handoavana intsony ny saram-panofàna i Moonlight:
出来散步也有几天了,心情真的很激动,感觉又回到了大学的时候,不过那个时候是为了国家(98年中国驻南联盟大使馆被炸),现在是为了自己的小家,其实也是我们共同的家。坦白的说,这几天雷声很大,不过雨点小,电狗们好像就是缩了壳的乌龟,不管你怎么摇,我就是不管。
冷静想一下,我们是不是打击面太宽了,我们喊反对暴力,是针对JC的,我们喊反对建变电站,是针对电力局的。我们喊要求迁移,是针对规划部门的,我们喊,还我绿地,是针对合生的。我们是一人对四人,处处都打,处处都打不痛,所以我建议我们选最容易入手的地方去打。
仔细考虑一下,我觉的最好是针对现在的开发商和物业,开发商和物业都是穿一条裤子的。我们在散步的同时,现在应该全面停交 物业管理费。这可是实实在在的真金白银啊,只要我们停交三个月,相信物业就会急了。他能怎么办??停水,我不相信他敢一次给几百户一起停水断电,如果真的 停了更好,几千人上街打水的场面,一定比我们散步更能让媒体注意。
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...