· Aogositra, 2017

Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Aogositra, 2017

Shily: Fikambanana Voalohan'ireo Bilaogera

  17 Aogositra 2017

Vondrona iray misy bilaogera no nanapaka hevitra ny hanao Fikambanana ho an'ireo Shiliana Bilaogera [ES]. Ny hevitra dia teraka avy amin'ny ahiahy momba ny tsy fananana fomba fiseraserana voarindra.

Kiobà: Vavaka Ho An'i Fidel

  14 Aogositra 2017

Raha ny sasany mitokelaka maneso, ny hafa milaza fety hatao rehefa maty izy, mba nisy ihany ny nivavaka ho an'ny fahasalaman'ilay filoha.

Goatemalà: Mankalaza Ny Saripika Mandritra Ny Volana Septambra

  13 Aogositra 2017

Nandritra ny volana Septambra, nankalazaina tao amin'ny trano fampirantiana zavakanto tao an-drenivohitra Antigua sy Quetzaltenango ny zavakanton'ny fakana sary. Nampiasa bilaogy ankehitriny ny trano fampitantiana zavakanto nandray anjara tamin'ny hetsika antsoina hoe Foto30 mba hanomezana vaovao momba ireo mpanakanto sy hamelana ireo mpitsidika hifanakalo hevitra ao amin'ny fampiratiana.