· Aogositra, 2017

Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Aogositra, 2017

Afaho Ilay Antikristy Masina!

Matetika manao akanjo toy ny vehivavy i José Pizarro, poety mahaleontena, tsy manan-kialofana, ary miantso ny tenany ho ilay "antikristy masina." Niaina tao anatin'ny faritra ho an'ny manam-pahaizana izy nanomboka tamin'ny taona 1985, tao afovoan'ny renivohitra.  Lasa malaza be izy rehefa nandeha ny fotoana.

26 Aogositra 2017

Venezoela: Antonio Lauro Sy Ny Feon-gitarany Klasika

Matetika ireo feonkira ireo no lalaovin'ny mpitendry gitara malaza ao amin'ny firenena sy iraisampirenena. Ary amin'ny maha ao anatin'ny tarika Trio Cantores del Trópico azy dia niezaka ihany koa i Lauro nandray anjara tamin'ny famadihana ireo vakoka mozika eoropeana ho melodia tena mitovy amin'ireo mozika mampiavaka ny Venezoeliana.

22 Aogositra 2017