Tantara mikasika ny Shina tamin'ny Avrily, 2018
Tontolo Iainana: Ireo Fanambin'i Shina miala amin'ny Loto ka hatrany amin'ny Tafiodrivotra Mahery
Mandinika ilay fitenenana milaza fa ny fomba fiainan'ny sarangan'olona ambony ao andrefana dia miaraka amin'ny tontolo madio i Dale Wen rehefa nanoratra tao amin'ny China Dialogue; nanamarika fa mila mandinika ny maodelim-pandrosoany i Shina.
Mitsikilo izay Ataon'Olom-Pirenena Shinoa ny Smartfinday sy ny Fahitalavitra amin'ny Alalan'ny ‘Sharp Eyes’
Amin'izao fotoana izao, ankoatra ny fitadiavana jiolahy, dia ampiasaina indrindra amin'ny famantarana sy fampandoavana onitra ireo mpiampita arabe eny amin'ny toerana tsy tokony hanaovana izany any an-tanandehibe ny rafitra Skynet mpialoha lalana ny Sharp Eyes
Japan : Lahatsary Momba Ny “Vehivavy Fiononana” Misarika Ny Saina Manoloana Ny Olana Tsy Voavaha
Amin'ny alalan'ny lahatsary an-tserasera isika no mahalala bebe kokoa ny manjo ireo "Vehivavy Fiononan'ny Miaramila" sy ny ezaka vita mba hampafantarana ny rehetra ny fisian'ity toe-javatra ity.