Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Jolay, 2017
Inona no Marihan'ny Valim-Pifidianana Amin'ny Fandraisana Anjaran'ny Vehivavy Amin'ny Politika Ao Iran?
Ny voka-pifidianana iraniana, na dia eo ho eo ihany aza aza, dia manome mari-panantenana ho an'i Iran izay misy lanjany ny feon'ny vehivavy na eo amin'ny sehatra ifotony na eo amin'ny sehatra nasionaly.
“Dancing Kelin” Kyrgyz Manohitra ny Fanambadiana Aloha (Loatra)
“Tsy mitsahatra asa ny fiainana any ambanivohitra. Mahavita raharaha iray ny 'vinantovavy' dia manomboka raharaha iray hafa indray. Miasa 24/7 ry zareo.”
Manohana An'ny Nichane Ny Blogoma Raha Tsy Miraharaha Kosa Ny Media Lehibe Maraokana
Mitohy mihamafy hatrany ny adihevitra momba ny Nichane. Ankehitriny, araka ny filazan'i Farid, mitohy hatrany ao amin'ny aterineto izany satria ny bilaogy Maraokana ihany no tsy voakasiky ny fanohanan'ny Media Lehibe.
Fanavaozam-Baovao Bilaogy Shiliana: Resa-Behivavy
Anankiroa ireo bilaogy malaza 100% momba ny vehivavy ao Shily. Lehilahy, lamaody, sipa, fifandraisana, hevitra, mifantoka momba ny tombontsoan'ny vehivavy avokoa izany rehetra izany:
Sodana Miady Amin'ny VIH/SIDA Aorian'ny Vanim-Potoana Islamista
Na dia eo aza ny fanamby maro isorohana ny fielezan'ny VIH ao amin'ny fiarahamonina mifikitra lalina amin'ny fomban-tany, dia mahita fisokafana bebe kokoa hatrany amin'io zavatra fady resahana io ny bilaogera toniziana iray miasa amin'ny programa iadiana amin'ny SIDA.
Filipina: Firenena Ho An'ireo Mpiasa Ambony
42% amin'ireo orinasa no eo ambany fitantanan'ny vehivavy
Fomba Vaovao Mihitsy No Iheveran'ireo Vehivavy Ejiptiana ny Fisaraham-panambadiana
Tany aloha, nolazaina fa lehilahy iray ho an'ny vehivavy efatra no nisy tao Ejipta.
Ethiopia: Diabe Manohitra Ny Herisetra Mihatra Amin'ny Vehivavy
Nisy ny diabe nokarakaraina tamin'ny 14 Aprily tao amin'ny Place Merkel, Addis Abeba, Ethiopia. Ity diabe ity dia natao hanehoana fa mbola mety iharan'ny herisetra foana ny vehivavy ary tokony hisy ny fepetra aman-dalàna hiantohana ny fiarovana azy ireo.
Lahatsary HUB: Miaro Ny Zon'ny Vehivavy Mpikatroka Manerana Izao Tontolo Izao
Manolotra antsika lahatsary telo nalaina tao amin'ny hetsika "Human Rights for Women; Human Rights for All" ( Zon'olombelona Ho An'ny Vehivavy; Zon'olombelona Ho An'ny Rehetra) ny Witness' The HUB Beta, izay nahitana vehivavy maherifo miisa 3 miaro ny zon'ireo vehivavy hafa...
Maraoka: Mankalaza Ny Fahazoana Ben'ny Tanàna Vehivavy Voalohany Ao Marrakesh
Mpisolovava 33 taona no vehivavy voalohany voafidy ho ben'ny tanànan'i Marrakech, iray amin'ireo tanàna lehibe indrindra ao Maraoka sy toeram-pizahan-tany lehibe.