· Novambra, 2017

Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Novambra, 2017

Rosia: “Fanavakavahana”

  09 Novambra 2017

Tsy vitan'ny vola na ny fotoana ihany vao afaka amboarina ny solosainao indraindray ao Moskoa fa ilaina ihany koa ny endrikao ivelany, ny faharetanao ary ny hafanam-ponao manokana . Nitatitra ilay mpisera LJ kmaka tamin'ny resadresaka vao haingana niarahana tamin'ny solontenan'ny sampan-draharaha fanohanana ara-teknika.