Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Jolay, 2008
Arabia Saodita: Ifanavahana hatramin'ny rohy
Efa diso fantatry ny rehetra fa iainana andavanandro ny fifanavahana ny lahy sy ny vavy - fa mba manaoahaoana kosa ny aty an-tserasera? Moa afaka ampiarahana amin'ny vondron-drohy iray ve ny anaran-dahy sy ny anaram-bavy? Nivanivany tamin'ilay hevitra ny mpamaham-bolongana Saodiana iray.
Arabia Saodita: Harona mainty fitoeram-pako
Monina ao Arabia Saodita ilay Amerikana vavy Sabra … ary tsy maintsy manao toy ny vehivavy Saodiana rehetra rehefa hoe tsy maintsy misarona hatrany an-tampon-doha hatrany am-paladia raha hivoaka ny...
Madagasikara: Fanambadiana aloha loatra sy fahasimban'ny taova
Mialy, mpamaham-bolongana avy eto Antananarivo, no mamelabelatra ny fahoriana mianjady amin'ny zazavavy manambady [fr] any ambanivohitra noho ny olana ara-tsosialy sy ara-pahasalamana vokatry ny fanambadiana aloha loatra. Azavainy ary fa...
Angola: Fahanginana tsy azo ekena
Mpifindra monina Breziliana, Menina de Angola [Sipa avy eto Angola, pt] no nilazalaza ny fanolanana roa samihafa mahazo ny sipa Breziliana any Luanda ary mitsikera ny fahanginana manjaka amin'ity raharaha ity,...
Rosìa : Andron'ny Mpianakavy, ny Fifankatiavana ary ny Fanajana ny Fanambadiana
Ny Andron'ny Fitiavam-bady sy ny fahasambaran'ny mpianakavy – nankalazaina tamin'ny faha-8 Jolay, Môskoa, Rosìa (sary nalain'i Veronica Khokhlova, mpanoratra ny lahatsoratra nadika) Nahazo andro tsy fiasana vaovao iray indray i Rosìa...
India : Taham-pahaterahan'ny vavy mihoatra amin'ny lahy, iva indrindra hatrizay hatrizay
Pascale avy any Abu Dhabi [Fanjakana Arabo mitambatra] no manapariaka ao amin'ny Natifnatal ny tatitra nataon'ny ActionAid, fikambanana tsy miankina amin'ny fanjakana [ONG, NGO] avy any Angletera, izay mampiharihary fa...
St Vincent sy ireo Grenadina : Aza izay efa tra-boina indray no mbola omen-tsiny
Abeni no mitatitra ao amin'ny And Still I Rise [Raha mbola mijoro foana aho] mikasiky ny firongatry ny fanolanana sy izay adihevitra aterak'izany any amin'ny vondro-nosy St Vincent sy ireo...
Tonizìa : Ny silamo rehefa mamonjy fiara-manidina
Mizara ny tantara mahatsiravina nahazo azy i Tunisianbelle, ny nisavana azy sy ny nandrovitana ny akanjony, ary niafara tamin'ny fahatarany tamin'ny fiara-madinina novonjeny … izany rehetra izany noho ny fomba...