Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Desambra, 2017
Kambodza: Famaritana Ny Fahamaotianana
Nanambara ny Minisitry ny Kolontsaina fa tsy mahazo miakatra eo ambony sehatra ireo mpifaninanana manao fanamiana fitondra milomano.
Ho Fahatsiarovana An'i Aleppo
''Velona izahay, hanohy foana, ary ho tanteraka ilay nofinofy''
Taorian'ny 10 Taona Nitolomana, Miha-Antomotra Ny Fankatoavana Ilay Hany Fikambanana LGBT ao Mozambika
" Antsan'ny fitoviana, fandriampahalemana, ary ny firindràna ara-tsosialy ity didy ity. Ankehitriny, mirehareha amin'ny maha-mozambikana ahy aho."
Feon'ny Vehivavy Afrikana – tamin'ity herinandro ity
Satria rehefa manaja ny vehivavy ihany ny firenena ary mandray azy ireo am-pahamendrehana, dia izay vao afaka hisy ny tena fandrosoana. Voalohan-daharana amin'ny maha-olombelona ny vehivavy noho ny maha-reny sy mpikarakara voalohany azy
Ankalazain'ny Tontolom-bolongana Maraokana Ny Vehivavy, No Sady Ifanakalozany Hevitra Ny Mikasika Ireo Fady
Nanome voninahitra ilay vehivavy, izay, nankalazain'izao tontolo izao androany, ireo Maraokana blaogera. Nifanakalozan-dry zareo hevitra koa ny mikasika ireo olana saropady toy ny maha-pelaka ao anaty tontolo iainana mpandala ny nentim-paharazana.
Niteraka Resabe Ny Raboto Iray Manao Folara Tao Amin'ny Trano Fisakafoanana Tao Bangladesh
Tsy gaga aho raha nahita fa nanao folara ilay raboto. Tsy izany ve no mahazatra eto?
Espana, Niteraka Hatezerana Ny Fanadihadiana Lalina Sy Ahiahy Manoloana ny Fijoroana Vavolombelona Nataon'ny Niharan'ny Fanolanana
Tsy vitan'ny manolana anay, tsy maintsy ny lehilahy ihany koa aloha no mandidny antsika momba ny fitondrantena, mandritra sy aorian'ny fanolanana.
Voatosika Hietry I Ashraf Ghani Taorian'Ilay Hadisoana Momba Ilay Sarondoha “Fankahalàna Vehivavy”
Taorian'ilay tabataba, dia niala tsiny noho ilay fanamarihana ny filoha Afgàna.
Maraoka: Lalàna Momba Ny Fanomezana Anarana, ny Lohataona Mangina Sy Ny Mozika Sufi
Somary nangingina hafahafa ny tontolon'ny bilaogy Maraokana tamin'ity herinandro ity raha niakatra ny mari-pàna ary nivoaka ny kapa. Nanazava ny zava-niseho tamin'ny lohataona tao Fez i Everything Morocco, manoritsoritra ireo sakafo mahafinaritra amin'ny vanim-potoana:
Nofidian'ny Filànkevitra Aostraliana Ao An-Toerana Ny Fandravàna Ny Klioban'ny ‘Lawn Bowl’ Na Nisy Aza Ny Fanentanana Niely Be
Tsy ampy ilay fanentanana malaza tamin'ny haino aman-jery sosialy "All the Bowling Ladies" mba hanavotana ny Klioban'ny lawn bowl tamin'ny fanoheran'ny filànkevitry ny tanàna tamin'ny alàlan'ny fifidianana .