Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Septambra, 2015
Toekarena: Fandraharahàm-Behivavy Miasa Ho An'ny Fampandrosoana Afrikàna
Hatrany hatrany ireo fiarahamonim-pirenena ao Afrika, ary indrindra fa ny vehivavy, dia maniry ny handray anjara amin'ny fitomboana ara-toekarena amin'ny alàlan'ny fandraharahàna
Ao Thailandy avaratra, ahafahan'ny vehivavy voafonja manarina ny fiainana indray ny fianarana manotra
Isan'andro dia misy filaharam-panjifa, ary mpizahatany ny ankamaroany, manao famandrihana hohorina ao amin'ny Toby Fiarenana. Feno vetivety ny toerana, ary maro ireo lazaina hiverina ny ampitso fa tsy araka intsony.
Kiobàna LGBT Mpikatroka Mafana Fo Mandray Ho Andraikitra Ny ‘Fehezan-dalàn'ny Fianakaviana’ Izay Mitahiry ny Fomba Hatrizay
Nahatonga resabe momba ny tsy maha-araka ny toetrandro intsony ny Fehezan-dalàna ho an'ny Fianakaviana Kiobana ilay lahatsoratra nalefa tao amin'ilay gazetim-panjakana Granma.
“Mameno Mihoatra Fatra Ny Tsara, Manafina Ny Ratsy”: Ahoana No Handrefesana Ny Fahantrana Sy Ny Fanampiana Ara-tsosialy Ao Ozbekistàna
Manana endrika maro ny fahantrana ao Ozbekistàna. Afenina tsy ho hita maso ny sasany amin'izy ireny.
Karatra Fandefa Paositra Avy Any San Salvador: Ny Jadona Saro-takarina Ataon'ny Andian-jiolahy
"Vinavinaina ho manodidina ny 500.000 hatramin'ny 600.000 ireo Salvadoriana mifandrohy amin'ny (andian-jiolajy) maras, na amin'ny fomba mivantana, na ankolaka—eo amin'ny 10 isanjaton'ny mponina eo."