· Janoary, 2012

Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Janoary, 2012

Ejipta: Vehivavy Manao Diabe Mitaky Ny Maha-Olona Azy

An'arivony ireo vehivavy Ejiptiana nidina an-dalambe tao Kairo androany (20/142/2011) mba hanao hetsi-panoherana hitakian'izy ireo ny maha-olona azy, taorian'ny nidarohan'ny miaramila ireo vehivavy nandritra ny fifandonan'ny miaramila sy ireo mpanao fihetsiketsehana, tao anatiny sy teny ivelan'ny Kianja Tahrir hatramin'ny 16 Desambra.

02 Janoary 2012