Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Novambra, 2010
Thailandy: Fatin-jazarano 2000 tao amina toeram-pivavahana Bodista
Maherin'ny 2000 ireo zazarano nalàna tsy ara-dalàna tratra tao amin'ny toeram-pivavahana Buddhist tany Thailand, ary namelona indray ny adihevitra izany momba ny hoe sao dia efa tonga ny fotoana tokony hanavaozana ny lalàn'ny firenena momba ny fanalàn-jaza. Mizara ny heviny ireo mpampiasa aterineto.
Japana: Manamasina ny finamananareo aho
Ho an'ireo izay mijery manokana ny sokajin'olona ara-sosialy, nisy iray vaovao indray noforonina: ny ‘mpivady mpinamana’. Ny teny tomo-fuhfu (ara-bakiteny ny tomo midika hoe ‘mpifanila na namana’ ary ny fuhfu...
Serbia: Polisy Mihaza vondrona Facebook mankahala vehivavy
Ny Lehiben'ny Fampanoavana Serba, miara miasa amin'ny Ministeran'ny Atitany Serba, dia nanao fanadihadiana mikasika ny vondrona Serba ao amin'ny Facebook "Fahafatesana ho an'ny vehivavy“ ("Smrt ženama"), izay nampiely fahankahalàtrna vehivavy.
Zeorzia: Fandinihana momba ny Fampianarana sy Fianarana
Mampianatra sy Mianatra miaraka amin'i Georgie Georgia (TLG) dia tetik'asa iray novolavolain'ny Minisiteran'ny Fampianarana sy ny Siansa any Zeorzia (MES) hikendrena manokana ireo olona tompon'ny teny miisa 1000 mahay miteny...