· Aogositra, 2009

Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Aogositra, 2009

Mauritanie: Vanim-potoana vaovao ve?

  20 Aogositra 2009

Taorian'ny fanonganam-panjakana herintaona lasa izay, sy ny nahavoafidy ny mpitarika io fanonganam-panjakana io Jeneraly Mohamed Ould Abdel Aziz ho filoham-pirenena, ary ny voalohany sady farany nipoahana baomba nahafaty tao amin'ny firenena ny fiandohan'ny volana aogositra, dia nisy fiovana be tany Mauritanie. Ny 12 aogositra lasa teo dia nampitsahatra ny fandaharan'asany...