Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Septambra, 2010
Ny sisintany tsy hita maso eo anelanelan'i Ekoatora sy Kolombia
Olana maha-be resaka indray izao ny sisintany eo amin'i Ekoatora sy Kolombia. Ny firenena roa tonta dia manana sisintany mahatratra 586 km (tokotokony ho 365 miles) ary miaraka amin'izay koa ny tantaran'ny fifandirana, ny fifanamelohana avy amin'ny andaniny na ny ankilany sy ny tatitra momba ny fifandonana ara-tafika ary ny...
Aostralia: Adihevitra momba ny fiakanjo Silamo
Nangatahan'ny ben'ny tanàna ny mponina any ambanivohitr' i Melbourne any Aostralia mba hanao akanjo manarona ny vatany mandritra ny lanonana ao amin'ny dobo filomanosana mba tsy hanohinana ny Silamo. Niteraka adihevitra tamin'ny aterineto izany baiko izany
Barbados: Olona enina voaroba; navela ho faty tanaty afo
Mbola tankina ny Barbados anio noho izy miady amin'ny zava-misy antsoin'ny haino aman-jery any an-toerana hoe "tranga nivoaka mivantana avy any anatin'ny tantara mitohy mampitaintaina CSI", fa hay afaka mitranga any amin'ilay nosy feno fandriam-pahalemana koa izany. Toa nanomboka tamin'ny halatra, dia niafara tamin'ny vono olona noho ireo olona noahiahiana...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...