Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Marsa, 2014
Fantaro Ilay Olon'ny Sarimiaina Vaovao Malaza Ao Krimea, Natalia Poklonskaya
Nambabo ny fo sy ny sain'ny RuNety i Natalia Poklonskaya, mpampanoa lalàna vaovao notendren'ny governemanta tia misaratsaraka ao Krimea, ary mahagaga fa nambabo an'i Japana ihany koa izy.
Arabia Saodita : Niaka-peo Tao Amin'ny Twitter ireo Printsesa Migadra
Nisy ny angano mitantara ny printsesa voahidy anaty tilikambo, fa amin'izao fotoana izao, any Arabia Saodita, printsesa efatra no milaza fa tsy araka ny sitrapony ny hitazonana azy nandritra ny 13 taona.
Mandrisika Ireo Vehivavy Hanatratra Ny Tanjony Ny Fikambanana “Lean In Beijing”
Tamin'ny taona 2010, 67%-n'ny karama raisin'ny lehilahy no azon'ny vehivavy shinoa monina ao an-tanàn-dehibe, ary 56% kosa no azon'ny vehivavy eny ambanivohitra
Pôrtô Rikô : Fankalazana Ny Faha-Zato Taona Nahaterahan'ny Poeta Julia de Burgos
Mankalaza ny faha 100 taona nahaterahan'ilay Pôrtô Rikana poeta - Julia de Burgos - ny firenena miteny Espaniola.
Resabe Mikasika Ny Fanomezana Vàhana Ny Zanak'Ilay Shinoa Malaza Mpamokatra Sarimihetsika, Zhang Yimou
Ilay Shinoa malaza mpamokatra lahatsary, Zhang Yimou indray izao no lasa resaky ny olona noho ny fiangarana azy manokana amin'ny fananany zaza mihoatra ny voalazan'ny lalàna .