Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Novambra, 2021
Gazetiboky anaty tambajotra, an-jazavavy 11 taona, miresaka fanatanjahantena ataom-behivavy
'Raha te-hahazo podcast mahasambatra ianao, fantaro i Abbie, ilay ankizivavy namorona ny @HerwayMagazine. 11 taona izy ary avo fikendry!'
Neken'i Jamaika tamin'ny fomba ôfisialy ny fiainana sy lova napetrak'i Mary Seacole, mpanampy mpitsabo fantadaza nandritra ny ady
"[Indrindra nandritra ny fiparitahan'ny valanaretina] COVID-19 , fony niatrika zavatra tsy nisy hafa tamin'izao ireo matianin'ny sehatry ny fahasalamana, fotoana mety indrindra izao hanamarihana ny nahaterahany, ny fiainany, ny lova navelany ary ny ohatra nomeny.”
Taiwan: Takian'ireo niharan'ny lahatsary vetaveta nampiasàna “deepfake”ny hisian'ny lalàna vaovao manohitra ny herisetra ara-nofo any anaty habaky ny aterineto
Nisarika ny sain'ny daholobe hisaina momba ny heloka bevava mifamatotra amin'ny AI (faharanitantsaina voatrolombelona) ny nisamboran'i Taiwan tsy ela akory izay an'ilay YouTuber malaza, Xiao Yu, Zhu Yuchen, noho ny filazana azy ho nivarotra lahatsary vetaveta
Nahoana no tsy afa-mandresy ireo antoko mpanohitra ao Japan?
Mbola tsy nety nahazo vato betsaka avy amin'ny mpifidy ihany ireo antoko mpanohitra, na dia nisy aza ireo ezaka handrindrana ny asam-panentanana nataon-dry zareo.
Nodimandry i Brandy Rodriguez, mpiaro ny vondrom-piarahamonina LGBTQ ao Trinidad sy Tobago
'Nanampy tamin'ny fampihenana ny fanilikilihana, ny fanavakavahana ary ny herisetra mihatra amin'ireo vondrona voahilikilika - indrindra nireo niova ho vehivavy ny asany.'