Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Jolay, 2015
Tambanivohitra Lasa Tompon-daka Manerantany Amin'ny Hazakazaka: Tantaran'i Mira Rai Avy Ao Nepal
"Amin'ny maha-tovovavy ahy. Zatra nitondra gony feno vary tany an-tsena aho mba hivarotra izany sy hitondra vola mody any an-trano. Lehibe tao anatin'ny hazakazaka aho."
Sahy Nangata-bady Ampahibemaso Ny Olon-tiany Ity Vehivavy Sinoa Mpihira Ity
"Tapaka ny hevitro, raha te-haka vady ahy ianao izao, miakara fotsiny eto amin'ny sehatra."
Fihetsika Nahagaga Nataon'i Nizeria Tany Amin'ny Fiadiana izay Ho Tompondaka Erantany FIFA Vehivavy 2015
Mety ho firenena andalam-pandrosoana i Nizeria, saingy manana mpilalao baolina kitra vehivavy mahery izy. Ny ekipa, laharana faha-33 teo amin'izao tontolo izao, nanao ady sahala 3-3 tamin'i Soeda laharana faha-5
Rosia: Mahazo Alàlana Hitifitra Vehivavy Ny Polisy Raha Tsy Hoe Mitondra Vohoka Angaha Iry Voalohany
Maniry ireo Rosiana mpanao lalàna ny hanitatra ny fahafahan'ny polisy misitraka ny tsimatimanota amin'ny fampiasàna fitoavam-piadiana, hahafahany mitifitra andian'olona na vehivavy.
Mitantara Momba Ny Herisetra Ara-Nofo Tsirairay Amin'ny Bilaogy Ireo Vehivavy Any Bangladesh
Nisy herisetra ara-pananahana maro taorian'ny fankalazana ny Taombaovaon'ny firenena, nalalaka ireo vehivavy tamin'ny Herinandron'ny Bilaogy fanentanana natokana ho an'ny Vehivavy hizara ny zavatra niainany amin'ny herisetra ara-pananahana.
Ny Olona Tena Mahery Fo Vao Haingana Indrindra Any India : Tsy Hafa Fa i Mary Kom, Ilay Tompon-Daka Amin’ny Ady Totohondry
Misy olona tena mahery fo vaovao amin’ny sarimiaina, ho avy tsy ho ela ao amin’ny efijerin’ny fahitalavitra any India. Tsy i Spiderman. Tsy i Hulk tsy mampino. I Mary Kom, ilay Mpanao Ady Totohondry Tompon-Daka Olaimpika any India izany.