Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Janoary, 2015
Ao Jamaika: Afaka Manao Izay Hanaitaitra Ve No Sady Hitàna Biraom-panjakàna Ny Vehivavy?
Niatrika fanakianana noho ny sariny niakanjo T-shirt sy fitafy fitondra milomano nalefany tao amin'ny Istagram i Lisa Hanna, minisitry ny tanora sy ny kolontsaina ao Jamaika.
Poerto Rikana no Nanoratra ny “Hiram-Bahoaka ara-Politikan'ny Taona 2014″
"Manantena aho fa hampody hery sy mahaolombelona ireo rehetra lasibatry ny herisetra sy ny fangejana ity hira ity," hoy ilay mpihira sady mpamoron-kira Alynda Lee Segarra.