Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Mey, 2010

Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Mey, 2010

18 Mey 2010

Saudi Arabia: Làlana nakatona tsy ho azo izoran'ireo vehivavy mpihazakazaka

Lalana iray any amin'ny faritr'i Asir, Arabia Saodita, toerana izay tian'ny vehivavy maro tokoa anaovana fitaizam-batana no nakatona tsy ela akory izay tsy ho azon'ny vehivavy mpanao hazakazaka madinika idirana,  lalana izay nolazain'ny  Haia (Kaomisiona ho fanandratana ny haja amam-boninahitra sy ho fisorohana ny toetra ratsy)  [Commission for the Promotion...

16 Mey 2010

Etazonia: Mpianatra vavy mitia vehivavy iray nalefa tamina “alim-pandihizana fitaka” tany Mississipi

LOL cat zarain'ny blaogy miaro ny zon'ireo vehivavy Tovovavy 18 taona avy ao Mississippi i Constance McMillen izay, tahaka ireo tanora amerikanina maro, naniry ny mba hanatrika ny alim-pandihizan'ny andiany misy azy tao ampianarany tamin’ity taona ity. McMillen, ilay lesbian [vehivavy mitia vehivavy], dia nanao fotoana ny hanatrika ny alim-pandihizana...