Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Marsa, 2008
Cap vert : Andron'ny Vehivavy
Manararaotra ny fankalazana ny Andron'ny vehivavy any Cap Vert i Eurídice Monteiro mba hitaterana ao amin'ny blaogy mulhercaboverdiana [vehivavy Cap Verdiana] izay toetoetry ny fitovian-jon'ny lahy sy ny vavy any...
Etiopia: Mpanao hosodoko manohitra ny fanambadiana aloha loatra
Lova Rakotomalala no manoratra ny hetsika ataon'ireo Mpanao hosodoko Etiopiana hanoherana ny fampanambadiana aloha loatra amin'ny alalan'ny zavakanto izay ataon'izy ireo (tsindrio ny rohy hahitanao ny sary).
yemen: tsy misy izany herisetra amin'ny vehivavy izany
Omar Barsawad no miady hevitra momba ny herisetra sy ny fihoara-pahefana mianjady amin'ny vehivavy any yemen ka manontany hoe:”Efa nitsidika namana sy namangy havana tany amin'ny faritry Yemen hafa aho...
Arabia Saodita: Roa no maty noho ny fanenjehan'ny polisy
“Tovolahy iray sy tovovavy iray no maty tamin'ny lozam-piarakodia nampihoronkoditra iray raha nenjehin'ny polisy avy ao amin'ny vaomieran'ny fampielezana ny fahadiovam-pitondrantena sy fisorohana ny faharatsiana tany avaratry ny tanànan'i Tabuk...
Kôrea Atsimo : Hetsika fitakian-jon'ny vehivavy
CINA no manapariaka rohy sy sary mikasika ny hetsika notanterahin'ireo vehivavy aman'arivony tany Seoul, any Kôrea Atsimo, nandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan'ny vehivavy : to protest against the...
Japàna : Ny firaisana ara-nofo sy ny fanambadiana
Ping mag no mitatitra ny tafatafa nifanaovany tamin'ny mpanoratra Sumie Kawakami, izay nanangona, nandritra ny roa taona, fijoroana vavolombelon'ny vehivavy Japoney maro, manodidina ny lohahevitry ny “firaisana ara-nofo sy ny...
Zimbaboe : Vehivavy nodarohana nandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan'ny vehivavy
This is Zimbabwe no mitatitra ny tantaran'i ireto vehivavy izay nanao hetsika filaharana nandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan'ny vehivavy, ary nodarohan'ny mpitandro filaminana tany an'araben'i Bulawayo any Zimbaboe:...
Fikambanana Tononkalo Eran-Tany: ny andriambavilanitra no mitazona ny atsasaky ny lanitra
Amin'ny andro fifakalazana ny Andriambavilanitra eran-tany, y Kathy Ward avy amin'ny Rising Voices sy Nari Jibon dia nanome hevitra hoe ahoana moa raha mba anao fikambanana tononkalo eran-tany ao anatiny...
Iran : Mpianatra tsy manaiky fanasarahana ny lahy sy ny vavy
Mpianatra an-jatony tao amin'ny Shiraz University no nanohy ny fihetsiketsehana tsy mankasitraka ny fampisarahana ny lahy sy ny vavy tamin'ny atalata faha-4 marsa. Maniry ireo mpianatra mba hanafoanana ilay fanasarahina...