Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Febroary, 2019
Voatsikera tao amin'ny media sosialy noho ny fomba fiakanjony ilay Breziliana vehivavy mpanao lalàna
"Kely loatra ny fandraisan'ny vehivavy anjara eo amin'ny fiarahamonina hany ka ny akanjo mampiseho tratra avy no lasa miteraka olana goavana ."
Dokambarotra Japoney Nikendrena Ny Vehivavy, Voakiana Noho Ny Tsy Fitiavany Vehivavy. Indray….
Ity no farany nivoaka taorian'ireo dokambarotra Japoney maro be izay niteraka resabe tanaty aterineto momba ny hafatra voalaza fa mankahala ny vehivavy.
“Tsy maintsy hajaina ny endrika jeopolitika, saingy tsy tokony ho rendrika ao anatiny isika”
"Antenainay mba tsy ho lasa toerana hifanandrinana ny habakabaka"
150 taonan'ny Ceylon Tea: Andro iray amin'ny fiainan'ny mpiasan'ny fambolena
Tsy ampy velively ny karaman'ny mpiasan'ny fambolena hisahanana ny fandanian'ny fianakaviana, ka voatery ny maro miala na mitady asa any an-kafa
Kaonty Twitter iray mankalaza ny vehivavy ao Japan, fampahafantarana fohy iray isan'andro
Ny zavatra iraisan'ireo olona lazaina isan'andro ireo dia fahitana azy ireo ho avy amin'ny sarangam-piainana rehetra ary samy manana ny fanambiny sy ny fahombiazany manokana.
Gresy: Niteraka fanovana ny herisetran'ny polisy amin'ireo vehivavy mpifindra monina
Nikorontana noho ny fanagadrana mpifindra monina fahatany sy ny tolotra fanehoan-kevitra karamain'ny governemanta sosialista vaovao hatramin'izao mba hanaja ny fahavononany hanova ny polisy i Gresy.