Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Desambra, 2007
Porto Rico, trinite sy Tobago, Pakistana: Fodiamandrin'i Bhutto
“Namelona ny aingam-panahiko i Benazir Bhutto. Nahery vaika izy. Nahery fo ihany koa. Sady tsara tarehy no nahay nihaingo ary tsy natahotaho-poana”: Izany no ambangovangon-tenina mpamahambolongana teraka Porto Rikana Liza Sabater...
Iran : “Cyber” 24 nakatona, olona 23 notanan'ny Pôlisy
Araky ny fanambarana napariaky ny vohikalan'ny fikambanana Reporters sans frontières [rsf.org | Reporters Without Borders] : « Reporters sans frontières condamne la décision de la police de Téhéran de fermer...
Ny fampakaram-bady maro sy ny SIDA any Afrika
Ny blaogy Reseau sida Afrique dia mamoavoafy mikasika ny fampakaram-bady maro sy ny SIDA any Afrika : « Comme l’on sait dans certains pays comme le Congo Brazzaville, la polygamie est légalisée...
Egypta : Tsiambaratelon'ireo vehivavy any Sodana
Ny mpiblaogy Sandmonkey dia mizara tsiambaratelon'ireo vehivavy any Sodana : « Women of the world, stop your Keegel exercises. There is apparently a sudanese sauna-like tradition that tightens things up...
Brezila : Mbola nofinofy ny fitovian-jo eo amin'ny vavy sy ny lahy
Ny mpiblaogy Cynthia Semírami dia lasa mizara izay eritreriny manoloana ny fivoahan'ny tatitra farany mikasika ny elanelana misy eo amin'ny lahy sy ny vavy izay navoaky ny World Economic Forum,...
Jamaïka : “Wine” amin'ny vidiny mirary
“Wine” no tenin-jatovo ilazana ny seraseran'ny firaisana ara-nofo any Jamaïka. Ny blaogy Stunner's Afflictions dia mihevitra fa “tokony hisy fepetra raisina mihitsy hampitsaharana izao zavatra lasa fomba be mpanao izao”...
Angôla : Vehivavy Angôlana iray nody any an-tanindrazana
Ny blaogy Desabafos Angolanos dia manapariaka taratasy nalefan'ny vehivavy Angôlana iray nody any an-tanindrazana rehefa avy nitoetratany Pôrtigala an-taonany maro : « Depois de ler o email achei por bem partilha-lo aqui no...