· Avrily, 2019

Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Avrily, 2019

Arabia Saodita: Ny Hijab sy i Frantsa

Tamin'ny taona 2004, noraràn'i i Frantsa ireo mpianatra ao amin'ny sekoliny mba tsy hanao fitafiana hanehoana marika ara-pivavahana sy fitafiana maneho maha-mpikambana amin'ny fivavahana - anisan'izany ny fehiloha Silamo na ny Hijab ho an'ny vehivavy. Manohitra ny fitsipika ankehitriny ireo vehivavy Saodiana - efa-taona aty aoriana, hoy ireo bilaogera.

28 Avrily 2019

Nahoana ireo Tseky sasany no milaza fa filohan'izy ireo ny filoha voafidin'i Slaovakia?

Raha nisaraka tamin'ny fomba ofisialy sy tamim-pirahalahiana tamin'ny taona 1993 i Slovakia sy ny Repoblika, dia mbola mifampizara rohy ara-kolontsaina, ara-toekarena sy ara-politika ny fiarahamon'izy ireo -- ka miantso an'i Zuzana Čaputová, filoha voafidy tao Slaovakia ho toy ny "filohan'i Tseky" mihitsy ny sasany amin'ny fiarahamonina Tseky.

11 Avrily 2019