Filipina: Firenena Ho An'ireo Mpiasa Ambony

(Fanamarihana: Lahatsoratra nivoaka tamin'ny Martsa 2007)

Ho entin'ny bilaogy Caffeinesparks [En] mankalaza ny Andro Erantany ho an'ny Vehivavy, dia mandroso antontanisa izy, mametraka an'i Filipina ho firenena ahitàna vehivavy maro an'isa indrindra misahana andraikitra ambony any anaty orinasa . “Lohalaharana ny fireneko ao anaty lisitra iray misy firenena 32 nanaovana fanadihadiana, izay ahitàna ny anareo [Etazonia], raha isan'ny vehivavy mitàna ny toeran'ny mpiasa ambony. Ao anaty faritra iray izay iheverana ny vady ho dingana telo any aorian'ny vadin'izy ireo no tokony hamindra, ary ny sasany aza tsy maintsy mirakotra salotra/voaly, 42% amin'ireo orinasa no eo ambany fitantanan'ny vehivavy”.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.