Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Oktobra, 2007
Egypta : Fahafahana hoan'ny Vehivavy
Ny mpiblaogy Egypt Guy monina any Egypta dia mizara ity sarimihetsika nototonsain'i Ahmed Sharif, teratany Egyptiana ity mba hamelana ireo Vehivavy ho tompon-tsafidy amin'ny lafiny ara-pivavahana. Amira Al Hussaini
Alzerìa : Feno rano eny rehetra eny
Vakio ny lahantsoratry ny mpiblaogy Alzeriana Nouri sy ny antony namalian'ny rain'ny namany azy hoe : « there's water everywhere, but not a drop to drink! » « feno rano...
Iran : Tantara an-tsarin'ny tantara ho hitan'ny mpifankatia Iraniana roa
Ny blaogy Husband [Farsìa] dia mitantara amin'ny alalan'ny sary 8 ireto zatovo roa mpifankatia, izay nosavain'ny mpitandro ny filaminana kara-panondro, ary satria sarona fa tsy mpihavana ry zareo … dia...
Arabia Saodìta : Tsaratsara kokoa raha vehivavy
Rasheed mpiblaogy monina any Arabia Saodìta dia manazava [Anglisy] fa aleo lavidavitra kokoa aza vehivavy ny tena, raha miditra itony magazaibe midadasika any Arabia Saodita itony, nohon'ny fampiharana ny lalàna...