Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Oktobra, 2020
Tsy fahampian'ny fotodrafitrasa ho fikarakarana ny fahasalamana any ambanivohitr'i Malawi : na ho faty na ho velona
Noho ireo andiana fampanantenana nataony, indrindra fa momba ny fanomezana fikarakaràna ara-pahasalamàna ao amin'ny firenena no antom-pandresen'ny governemanta vaovaon'ny fiarahamitantana entin'i Tonse.
‘Hira tsy misy tahotra': Manohitra ny herisetra atao amin'ny vehivavy amin'ny alàlan'ny mozika ny vehivavy Goatemalteka
"Mihira tsy amin-tahotra izahay, mitaky ny rariny izahay; Miantsoantso ho an'ny vehivavy nanjavona rehetra izahay."
Toetran-dahy ao anatin'ny fototarazoko sy ny jeans-ko
Filalaovana ny maha-saropady ny ato hoe tovolahy na lehilahy ao anaty fiarahamonina ao Karaiba ny filazàna fa "ny ADN maha-lahy dia efa mikoriana ao anatintsika sahady, saingy mazàna no miandry fotoana fotsiny mba hihetsehana.."
Any Pero, mihira rap manohitra ny herisetra ara-nofo ny tanora tompotany
Amin'ny tenirohy #WarmallanAmaraqMamaqa ["Zazavavy, fa tsy renim-pianakaviana"], namoaka ny horonantsarin'ny hira rap ny mpianatra amin'ny lisea hitakiana ny fiarovana ny zazavavy tompotany sady tantsaha.