Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Janoary, 2009
Angola: Ny herisetra ao an-tokantrano no mitombo sa ny fahatsiarovantena?
Nitombo haingana ny tahan’ny herisetra ao an-tokantrano ao Angola fa kosa Sorik’endrika tsara izany: hoe mitatitra misimisy kokoa, efa manakaiky ny levilevy (herisetra) ny manjo ireo vehivavy Angolana – na ry zareo araraotin’ireo vadiny na araraotin’ireo sipany. Kanefa, ny isa ihany ve no nitomba sa ny toe-javatra izay mampiseho ny ahiahy goavana momba izany heloka izany?
Asia Atsimo-Atsinanana: Fifanolanan-kevitra sy voina teo amin’ny taona 2008.
Tamin’ny fampisehoana farany teo (Southeast Asia: Newsmakers of 2008)” no nanoratako ny momba ireo zava-nitranga manandanja lehibe indrindra izay niseho tao Asia atsimo-atsinanana. Amin’ity lahatsoratra ity kosa no hanasongadianako tantara...