Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Septambra, 2018
Olom-pirenena Nepaley miady amin'ny tsifisaziana amin'ny alalan'ny fanentanana “Hatezerana manoloana ny fanolanana”
"...inona no mitranga amin'ireo tovovavy mijaly am-pahanginana? Hilalao politika tsy mahomby foana ve isika sa hanatsara ny rafi-pitsarana?"
Zeorzia: Hiaraka hatory amin'i Shorena ve ianao?
Nanantena ny hanao revolisiona ara-pananahana ny fandaharana kanefa tsy nahomby satria efa nandositra ny toe-tsaina hoe "tsy mila firaisana ara-nofo eto URSS" i Zeorzia. Efa lohahevitra tsy fady intsony izany ary angamba efa nisy ny revolisiona ara-pananahana, saingy tamin'ny fomba malefadefaka.
Vehivavy roa sahy nanohitra ny filoha Roandey Paul Kagame
Amin'ny fanitarana ny 23 taona naha-teo azy amin'ny fitondrany, tsy omen'i Kagame ho an'ny Roandey ny fahafahana voalohany miaina tetezamita milamina amin'ny fahefana ao amin'ny fireneny.
Artista Kyrgyz iray miantso ny tovovavy ‘hampijoro ny fahafahany manokana’ ao anatin'ny hirany iray malaza
Nivoaka taorian'ny niadian-kevitra nandritra ny taona maro momba ny fomba tokony ho fiakanjon'ny vehivavy ao amin'ny firenena Aziatika Afovoany sy ny fitondrantenany ny hira malazan'i Zere voalohany mitondra ny lohateny hoe 'Kyz'.
Paragoay: ny reny lasa mpikarakara zokiolona, ny zanaka lasa taizan-drenibe
Paragoyana an'arivony no voatery nifindra monina tany Arzantina sy tany Espaina mba hiasa ho toy ny mpanampy an-trano ary namela ny fianakaviany ho andraiketin'ny vehivavy hafa.
Mpanoratra asongadina : Eman AbdElRahman
Ny mpandray anjara Egyptiana ato amin'ny Global Voices i Eman AbdElRahman, fantatra ihany koa amin'ny anarana hoe Lasto Adri, mavitrika amin'ny tetikasa antsoina hoe Kolena Laila izay natolony tao amin'ny Fihaonamben'ny Bilaogera Arabo Faharoa tany Beirota, Libanona.
Miezaka miady amin'ny fanohintohinana ny mpiseran'ny media sosialy ao Pakistan — fa hanao ny anjarany ve ny andrim-panjakana?
Famantarana tsara ny fisamborana an'i Aimal taorian'ny tabatabam-bahoaka tao amin'ny media sosialy. Nefa amin'ity tranga ity, mbola mitoetra ny fanontaniana: hanjaka ve ny rariny?
Egypta : Ny vatomamy sy ny lalitra
"Misarom-boaly aho, ary tsy vitako ny manakana azy ireo, na miaro ny tenako ’’.
Ny Vehivavy no Tena Mizaka ny Krizy Ao Venezoelà
"Ao Venezoelà ny fomba fiteny hoe 'feminisma' dia nampiasaina fahatany, noararaotina ary amboninì'ny zavatra rehetra, navilan [ireo] ny eo amin'ny fitondràna.."
Kamerona : Vehivavy Kameroney Bilaogera Vitsivitsy
Maneho ny heviny eo amin'ny aterineto amin'izay ireo vehivavy Kameroney miteny anglisy, amin'ny alalan'ny bilaoginy, na momba ny fanabeazana, ny fahasalamana, ny lamaody sy ny kolontsaina, na koa ny toe-piainan'ny vehivavy.