· Septambra, 2017

Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Septambra, 2017

Ny Herinandro Tao Bahrain. (10/03/06)

Raha toa ka nahita fahombiazana lehibe ilay fampanantenana nataon'i Haitham Sabbah mba hampiditra an'i Palestina amin'ny Blogger, Yahoo sy MSN, mbola miady amin'ny devoly miaraka amin'i Mullas foana i Mahmood, manohitra ny Lalàna Manokana vaovao ao Bahrain!

27 Septambra 2017

Kiobà: Ilay Faha 15 Taona Mamy

Nahazo tombony teo an-davarangana tamin'ny fotoana naha-mety indrindra izany mba hijery ity seho mahafinaritra ity teo amin'ny Paseo de Prado any Havana, Kiobà i Robin Thom. "Noheveriko foana ho fampakaram-bady izany, saingy nosoritana fa fankalazana ny fahamatoran'ny zatovovavy izany ." .......

22 Septambra 2017

Fifindramonina, Fialokalofana sy Tanindrazana!

Nanomboka tamin'ny revolisiona 1979, Iraniana an-tapitrisany no nandao an'i Iran noho ny antony isan-karazany ary nanomboka fiainam-baovao hafa tany amin'ity planeta ity. Bilaogera maro avy amin'ny anjerimanontolo no nizara ny antony nandaozan'izy ireo ny firenena.

21 Septambra 2017