· Febroary, 2011

Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Febroary, 2011

Ejipta: Malaza any amin'ny aterineto ireo vehivavy mpitokona

Nisintona ny sain'ny mpitoraka bilaogy sy ireo vaovao ao amin'ny tranokala an'ny daholobe ny anjara teran'ny vehivavy eo amin'ny fitakiana fanoherana ny fitondrana ankehitriny any Ejipta. Mampanahy ihany ny fandraisan'anjaran'ireo vehivavy ao anatin'ireo mpanohitra marobe midina an-dalambe mitaky fanovana any amin'ny firenena izay mampidi-doza ny fanoherana ny fitondrana. Zara raha...