· Septambra, 2007

Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Septambra, 2007

Maoritania.:Tsy fahaizana sa fanajana ny fomba amam-panao ?

  17 Septambra 2007

Ny atao hoe “tsara sy meva”dia arakarak’izay maso mijery: Ny vehivavy nofosana sy matavy dia maro mankafia eto Maoritania; araka ny maha-nofosana azy no hilazana azy hoe “manja”.Ny olona vaventy dia heverina ho mpanankarena .Noho izany ,misy tokoa ireo izay mampiasa fomba tsy marim-pototra mba ho manja kokoa araka ny...