· Jona, 2008

Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Jona, 2008

Irak : Mainty – Lokon'ny hirifiry

  16 Jona 2008

Efa zatra mitondra fitafiana mainty ny vehivavy Irakianina amin'izao – lokon'ny alahelo sy fisaonana hoy ny voalazan'ny Inside Iraq. Misy ihany nefa eny anivon'ny haizina eny vehivavy milaza fa manao fitafiana volon-tany, maitso na mavokely mihitsy aza ! Araka ny voalazan'i Correpsondent Jenan dia : Black is the favorite color...