Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Septambra, 2022
Peroviana mpikatroka malaza niova fananahana sady mpianatra nahazo diplaoma tao Harvard no maty raha mbola notanana tany amin'ny tobin'ny polisy Indoneziana
“Tiako ny mampahatsiahy anareo fa tsy midika ny fandikana ny lalàna fa mendrika ny ho faty an-tranomaizina io olona io: notakiana vola, natoka-monina tsy ahita ny havan-tiany, nampijaliana satria pelaka..."
Miteraka hatezerana eny anivon'ny fiarahamonina Kyrgyz ny fitomboan'ny herisetra atao amin'ireo vehivavy sy tovovavy
Na dia teo aza ny lalàna nankatoavina mikasika ny herisetra ara-nofo (anisan'izany ny herisetra atao amin'ireo ankizy), ny fakàna an-keriny ny hovadiana sy ny herisetra ao an-tokantrano, lalim-paka ny tsy fetezan'ny rafitra fanatanterahana izany - saika efa lany andro.
Trinite & Tobago: renim-pianakaviana iray niaiky fa namono ny zanany, niteraka adihevitra ny momba ny herisetra, ny fahaketrahana, ary ny fahantrana sy ny aretin-tsaina
"Betsaka ny tombatombana mikasika ity raharaha ity [ka] hanomezana tsiny ny sampan-draharaham-panjakana [saingy ], tsy misy na iza na iza, raha tsy mahalala ny zava-nitranga, tokony hitsara."
Vodiondry: Fomban-drazana iray andalam-piovana ao Azerbaijan
Ny vodiondry, miova ilay fombandrazana iray efa taonjato maro nisiana tao Azerbaijan. Kely rahateo no antenain'ireo mpivady vao ary mankahery ny ray amandreniny izy ireo mba hitahiry ny vola.
Ny Fitsidihana ny Mozean'ny Zavakanto Yemisi Shyllon any Nizeria
Manome valim-pitantarana amin'ny fikosehana manatantara ireo vehivavy artista nizeriana ny Oniversite Pan-Atlantika, Yemisi Shyllon Museum of Arts — Mozean'Oniversite voalohany ao Nizeria — amin'ny fampiantranoana ny fampirantiana ‘Invisible Hands’.