· Jona, 2017

Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Jona, 2017

Arzantina: Hackathons Sy Ny Mangarahara Ara-bola Ao Bahía Blanca

  14 Jona 2017

Raha nandre ny vaovao momba ireo fifanekena mampiadihevitra nataon'ny governemanta ao an-toerana ao an-tanànan'i Arzantina Bahía Blanca i Manuel Aristaran (@manuelaristaran), nijery ny tranonkalany [governemanta] izy ary nanamarika fa tsy azo nidirana tsotra izao ny fandanian'ny kaominina. Ka namaha izany olana izany izy.

Brezila: Fampahafantarana ny Habaka, Ny “Batisa Nomerika”

  02 Jona 2017

A "Digital Baptism" workshop brought digital inclusion to Belo Horizonte, the capital of the Brazilian state of Minas Gerais this Saturday, introducing the basics of using a computer to those who had never had the chance before or teaching more advanced tools to more advanced users. See some pictures and videos from the action packed day. Nitondra ny fampidirana nomerika ho ao Belo Horizonte , renivohitry ny fanjakana Breziliana Minas Gerais ny "Batisa Nomerika" tamin'ny Asabotsy,nampahafantatra ny fototry ny fampiasana ny solosaina ho an'ireo izay tsy nanana ny fahafahana ampiasa izany teo aloha na nampianatra ny momba ny fitaovana vaovao kokoa ho an'ireo mpisera efa mahay kokoa.Jereo ny sary sy lahatsary maromaro nandritra ny hetsika.