Rakipeo Global Voices : Antsafa Niarahana Tamin'i Eduardo Avila

(Marihina fa tamin'ny 18 May 2006 no nivoaka ny lahatsoratra teny Anglisy)

Amerikana Boliviana mipetraka any Washington DC i Eduardo Avila  ary mitatitra an'i Bolivia ho an'ny Global Voices .

Niresaka tamin'i Eduardo i Kamla Bhatt nandritra ny fihaonambe WeMedia  vao haingana tao Londra momba ny asany, ny famahanany bilaogy ary i Bolivia.

Azonao trohana na henoina ny antsafa amin'ny alalan'ny fikitihana eto na eo amin'ny kisary etsy ambony.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.