Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Desambra, 2014
Lahatsary 3 Mampiseho Ny Sotasota An-dalambe Mahazo Ireo Vehivavy Ao Amerika Latina
Zavamisy tsy maintsy atrehin'ny vehivavy ao Amerika Latina ny fanorisorenana eny an-dalambe.
Diaben'ny Toetrandro Goavana Indrindra Tao Amerika Latina: An'arivony Mameno Ny Araben'i Lima
Niara-dàlana nanao diabe tao Lima ireo vondrom-piarahamonina indizena, mpiompy, mpiasa, mpitrandraka harena ankibon'ny tany, vondron'ny tanora hatramin'ny vondrona ara-pinoana, mba hitaky "Fiovàn-drafitra. Fa tsy Fiovàn'ny Toetrandro". Topazo maso anie e.
Amerika Latina Mibitsika Ho Fampiatoana Ny Herisetra Atao Amin'ny Vehivavy
Amin'ny fampiasàna ny teny diezy #HeForShe (#IzyHoAzy) (RangahyHoAn-dRamatoa), #DiaNoViolenciaContraLaMujer (#AndroTsyMisyHerisetraAtaoAminVehivavy), #PorLasMujeres (#HoAnyVehivavy), et #NiConElPetaloDeUnaRosa (#NaDiaHoFelandRaozyIrayAza), dia nandray anjara tamin'ilay fanentanana ireo mpampiasa Twitter
Sisan-taolana Voamarin'ireo Manampahaizana Mpikirakira Faty Ho An'ny Iray Tamin'ireo Mpianatra Nanjavona Tao Ayotzinapa
Voamarin'ireo manmapahaizana mpikirakira faty fa an'i Alexander Mora Venancio, 21 taona, iray amin'ireo 43 nanjavona, ireo sisan-taolana hita tany anaty fanariam-pako tao an-tanànan'i Cocula.
Naverin'ny Mpifidin'i Orogoay Tamin'ny Asany Taloha Ny Filoha Teo Aloha Tabaré Vázquez
Mora no nahazoan'i Tabare Vazquez, izay efa filohan'i Orogoay tamin'ny 2005-2010, ny fandresena nanaoloana ny mpifanandrina aminy avy amin'ny elatra afovoany ankavanana Luis Lacalle Pou.
Andian-taranaka Ao Amerika Latina Manao Veloma Farany An'i ‘Chespirito’, Mpanao Hatsikana
Nodimandry teo amin'ny faha-85 taonany i Roberto Gómez Bolaños, ilay lehilahy tao ambadik'ilay Amerikana Latina maherifo "El Chapulín Colorado".