Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Cap vert : Andron'ny Vehivavy

Manararaotra ny fankalazana ny Andron'ny vehivavy any Cap Vert i Eurídice Monteiro mba hitaterana ao amin'ny blaogy mulhercaboverdiana [vehivavy Cap Verdiana] izay toetoetry ny fitovian-jon'ny lahy sy ny vavy any an-toerana :

O que importa é tentarmos compreender a situação actual e exigir que, independentemente do sexo, as pessoas sejam tratadas com respeito e tenham as condições necessárias para viverem com dignidade.

“Ny zava-dehibe ankehitriny dia ny fiezahanay mamantatra izay toe-java misy, tsy misy fanavakavahana izay filahiany na fivaviany, ny fitakianay dia ny hanajàna ny zon'ny tsirairay sy ny mba hananany izay ilainy mba hiainany amin-kaja.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.