Fikambanana Tononkalo Eran-Tany: ny andriambavilanitra no mitazona ny atsasaky ny lanitra
Dikandahatsoratra
Amin'ny andro fifakalazana ny Andriambavilanitra eran-tany, y Kathy Ward avy amin'ny Rising Voices sy Nari Jibon dia nanome hevitra hoe ahoana moa raha mba anao fikambanana tononkalo eran-tany ao anatiny mpanao blaogy ny Rising Voices. Nomena erin-andro ny mpiblaogy anoratra tononkalo momba ny andriambavilanitra:
Tononkalo 10 no vaosoratra avy amin'ny Colombie, Bangladesh sy Madagasikara. Ireto telo reto no vaosafidin’ Kathy Ward sy ny namany mpanoratra tononkalo.
Priority
by Sufia-734 of Nari Jibon
(Originally written in Bangla – Translated by Kazi Rafiqul Islam)
Time has come now
To stand for that we need
Not equality, but priority.
Upright
We want to open our heart
Express our mind
For that we need
Not equality, but priority.
Fathers can be cruel even
Mothers cannot.
Mothers can sacrifice
Fathers cannot.
That is what women are
We can do everything.
Combating with sorrow
Win happiness.
No more shall we endure injustice
No more shall we remain within the four walls.
Time has come to open ears and eyes
To protest against unfair deeds.
For that we need
Not equality, but priority.
“Laharam-pahamehana
Tonga ny fotoana,
hijoroana ho any izay ilaina,
Tsy ny hitovizana fa ny laharam-pahamehana,
Hisokatra ny fo
Hiteny ny ao an-tsaina
Satria ny ilaina dia,
Tsy ny hitovizana fa ny laharam-pahamehana,
Ny kiaky indraindray dia masika,
Ny reny tsy afaka,
Ny reny afaka mandefitra,
Ny kiaky tsy afaka,
Ny vehivavy afaka manao an’ izany rehetra izany,
Miady na malahelo,
Mahazo hafaliana.
Tsy hiaritra ny tsy rariny intsony.
Tsy ho voatozana ao anaty ny rindrina hitsony.
Tonga ny fotoana anokafana ny maso sy ny sofina,
Hijoroana ho any izay ilaina,
Tsy ny hitovizana fa ny laharam-pahamehana.
Women road repair crew, Kathryn Ward, Dhaka, 2004
I Poupoune , FOKO Toamasina, Madagasikara.
NY VEHIVAVY
Vatolampy fehozoro ny nehivavy, ka zava poana raha tsy misy azy
Eny fa ny fo fanfahy dia atolony avokoa,ary miaraka @ dia ho tody ny soa
Herin'ny tokan-trano anie izy hatramin'izay, koa dera sy laza no atolotray Indro anefa ireo zava bitany, hojoro ho mandrakizay, ka tsy ho toy ny rozy malazo ho dinganinay Vola sy harena tsy misy raha jerena, fa raha lavitra anao dia ssento sisa atao Anaovana hery setra sy verin-jo tanteraka, anefa dia mitalaho any @ Voninkazo midoroboka mamirapiratra tahaka riva Koa masoandro mamiratra tokoa anie isika, Izay mitondra fahasambarana sy fifaliana, Hoan'ireo rehetra maminitsika
THE WOMAN BEING
Poem by: Camila Urrea Morales (Colombia)
Translated by: Carolina Vélez López of HiperBarrio.
EL SER MUJER
En un principio, aún incierto, apareció la mujer, un ser creado fibra a fibra de azúcar, adornado con tanto hilos dorados como sentimientos, un ser que se derrite con cada palabra que infunde fuego en ella, y que se enfría, levantando la pared más fuerte, con aquellas que llegan como témpano ante ella. Luego, aparece aquella cubierta que es más que piel, una cubierta conductora de emociones, de latidos, de vibraciones. Y apareció la mujer, y con ella la dulzura de las cosas hechas con la delicadeza que nada más se encuentra en ese ser.
Ny mahavehivavy-
Indray andro lasa izay, tsy mbola fantatra hoa oviana, dia nipoitra ny vehivavy, voary vita tamin'ny voan-tsiramamy, niravaka kofehim-bolamena ohatry ny fihetsiky ny fo, voary nitsonika niaraka tamin'ny teny izay nandrehitra azy avy tao anaty, ary izay nihanangatsiaka nanamafy ny rindrina, niaraka tamin'ny teny izay tonga taloha, teo anatrehiny.
Avy eo izy dia niseho sahala nirakotra tsara noho ny hoditra, fitafihiana mitondra fihetsem-po sy fitempon'ny fo. Nipohitra ary ny vehivavy, niaraka taminy ny hamamin'ny zava-bita amin'ny kaly izay tsy hita raha tsy ao aminy.
Ary amin'ny tononkalo farany dia i Sipakv, izay ray amin'ny mpitazona ny FOKO-Madagascar.
“Lehilahy iza no ho tamana amin'izao”
-Tsia ange fa izy no te handeha
-Ka tsy handeha ve izy
Vehivavy nilaozambady ianao
Manala baraka anay
Manala baraka fianakaviana
Jereo ity volonao
Jereo ity tarehy
Jereo ity sakafo
Jereo ity trano mikorontana
Lehilahy iza no ho tamana amin'izao
-Koa mba efa niezaka ao re
Ny volo notapahina, natao plaquage
Ny tarehy nohosorana diloilo manitra
Ny sakafo niezahana hatsiro isan'andro
Ny trano ampirimina
Kanefa ange Ikoto sy Ikala
Mitaky fitiavana sy fikarakarana
Ny sakafo adino eo ambony fatana
Ny trano voakorontana
Angaha misy hitany akory
Izy anie ka mody alina
Mamom-behivavy hafa sy toaka Domelin'ny hatezerana
Fa ratsy hono ny fiainanay
Ratsy taiza hono ny ankizy
Ratsy tarehy hono ny vadiny
Vehivavy hafa hono no tadiaviny
Koa dia ny fahareseny no vonoiny
Vonoiny amin'ny tavako sy ny vatako
Vonoiny isan-kariva fa tsy mety voafafany
Tamin'ny farany teo efa tonga ny fokonolona
Dia nohafatrafarana aho hoe Vehivavy ka mihareta
Mihareta hatramin'ny farany Fiharetana eto an-tany
Hatramin'ny nikororosian'ny lanitra eo ambony
Tonga teo ingahy mompera nilaza hoe Tsarovy Victoire Rasoamanarivo
Fa tsy fahasambarana any ankoatra anie no tadiaviko
Fa mba kosa filaminana ho an'Ikoto sy Ikala
Tonga ianao androany ry Neny ka hoe
Efa izy no anjara Fa vono olona ve no fetra
Ary fanagejana no lahatra satria ho aiza moa
Fa izaho dia vehivavy tsy miasa?
Ka dia aleo re ry mama… -
Jereo ity volonao Jereo ity tarehy
Jereo ity sakafo Jereo ity trano mikorontana
Lehilahy iza no ho tamana amin'izao…
Sokajy

Tantaran'ny Afrika Mainty farany
Hiresaka koa
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Fantaro i Andriamifidisoa Ny Haja Zo, hitantana ny kaonty Twitter...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 7 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
2 hevitra
Hafàna ny lalao fa miverina eto amin’ny sehatra koa i Lova ! Faly indray mamaky anao etoana 😀
🙂 Mba hitondra anjara briky na briky malemy ary izany e !