· Mey, 2018

Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Mey, 2018

Antarktika : Bilaogera Avy Ao Amerika Latina Tonga Any Amin'ny Tendrontany Atsimo, Faritra Mangatsiaka Indrindra Eto An-tany

Ny alin'ny 5 Septambra 2007, nanam-bintana izahay nanatri-maso ny "hydrométéore" iray nanana endrika tsy fahita firy antsoina hoe "prisme de glace". Io tranga tsy fahita firy io dia firotsahana kristalin-dranomandry miendrika fanjaitra, kioba na tsanganana, amin'ny ankapobeny dia toy ny mihantona eny amin'ny rivotra.

18 Mey 2018

Tontolo Iainana: Mpitoraka Bilaogy Momba Ny Angovo, Sy Ny ‘Zero Africa Rally’

Mpitoraka bilaogy maro no niresaka tamim-pahamalinana ny momba ireo olan'ny angovo, avy amin'ny angovo nokleary, ny 'herinaratra apetaka dia miasa avy hatrany ' ny "Clean Ambitions"- Faniriana Madion'ny shinoa ary ireo Foiben'ny Angon-drakitra Maitso. Na any Afrika Atsimo izany, na any Shina na any Amerika, nahatonga ireo mpitoraka bilaogy hieritreritra vahaolana ny olana momba ny angovo.

07 Mey 2018