Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Avrily, 2024
Sakana iray manelingelina ny famotehana ala sy vongan-dranomandry ataon'ny Milei ny fanoheran'i Arzantina
Tsy mbola vitan'ilay filoha "ultra-liberal" ny nampandany tao amin'ny Kaongresy ireo fanalefahana ny lalàna momba ny tontolo iainana
Mamony ao Trinidad ny palmie iray miezinezina izay tsy mamelana afa-tsy indray mandeha mandritra ny fiainany
Antsoina ihany koa hoe Palmie-n'ny Taonjato, misy fihevitra diso ilazana fa hoe tsy mamony afa-tsy in-dray ihany isaky ny zato taona izy io, nefa afaka mamony izy rehefa mahatratra ny maha-matoy azy, amin'ny ankapobeny dia eo anelanelan'ny faha-25 sy faha-80 taonany.
Vanimpotoanan'ny Poui ao Trinidad & Tobago, fampahatsiahivana ara-potoana ny hatsaràna sy ny fanantenàna
"Toy ny milaza amintsika ny fisian'ny hatsaràna ao anatin'ny haizina ny hakanto mampitolagagan'ireo voninkazo mavo sy mavokelin'ny hazo Poui [...] tamin'ity taona ity."
Ny asan'ny mpiaro ny tontolo iainana hihazonana ny anjara asan'ny natiora amin'ny fananganam-pandriampahalemana ao Ogandà avaratra
"... maika ny fanavaozana ny fomba ampidirana ny hasarobidin'ny zavaboary amin'ny politikam-pananganam-pandriampahalemana sy ny fampandrosoana misy amin'izao fotoana ao Ogandà."
Maherifo tsy fantatry ny besinimaro ao Kyrgyzstan mahazo fankasitrahana amin'ny alalan'ny zavakanto an-dalambe
Ny tetikasa Kadam no ohatra amin'ny fandraisana andraikitra ataon'ny tsirairay liana amin'ny fitondrana fanovana ara-tsosialy amin'ny alalan'ny fahaiza-mamorona.
Ivom-panorona itoeran'ny alamandon'i Guyana amin'ny ezaka hanitarana fizahantany manaja tontolo iainana
"Na dia eo amin'ny sehatry ny fanapahana hazo hahazoambola be aza, ny tahan'ny fandripahana ala isan-taona ao amin'ny firenena dia 0,06 isanjato — latsaka hatramin'ny 90 isanjato noho ny an'ny firenen'ny tany mafana sy mando hafa."