Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Septambra, 2020
Taorian'ny firaketana an-tsoratra momba ny fakàna tany tao anatin'ny toerana natao ho azy ireo, 18 ireo tompontany mpitarika sy mainty hoditra naiditra am-ponja ao Nikaragoà
Nanomboka tamin'ny 2015, ireo Kriol sy Rama nampiana-tena ho mpiambina ala no manara-maso ny fandripahana ala sy fakàna an-kery ny tany ao anatin'ilay valanjavaboary biolojika.
Rosia: “Mpankahàla Rosiàna aho”
[...] Raha mihevitra ianao fa asan'ny fitondrana ny manavotra ain'ankizy rosiàna marobe [...], fa tsy ny manentsina eny amin'ny tsenambola ny fahavoazana ara-bolan'ireo vahiny mpampiasa vola [...]
Kenya : Keniàna mihetsika mitaky ny fandraràna ilay fanafody Furadan famonoana bibikely le pesticide Furadan
"Raha fantatra ankehitriny ny fahapoizinana nahazo ireo liona, ny an'ireo vorona kosa mbola mampivarahontsana lavitra noho izany. Tatitra iray avy amin'ny KWS no milaza fa mahafeno kamiao ny isan'ireo vorona maty amin'izao fotoana izao. " (2009)