Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Mey, 2009
Philippines: Fitantarana ny fanairana ny momba ny hanohanana
hunger Taona vitsivitsy lasa izay no nandrombahan'ny sarimihetsika fohy iray ny lokan'ny fitiavan'ny mpijery nandritra ny Fetin'ny Film Iraisam-pirenena faha-56 ao Berlin, ary mbola miely manerana ny aterineto izy io...
Maraoka: Fandraisana an-tànana ny fikarakaràna ny biby
Hopitalim-biby any Fez, Maraoka, izay nitsàngana tamin'ny 1920 ny American Fondouk novatsian'ny Sosaity any Massachusetts ho fisorohana ny herisetra atao amin'ny Biby [Massachusetts Society for the Prevention of Cruelty to...
Rivodoza Nargis tany Myanmar herintaona taty aoriana
Nandravarava ny faritra atsimon'ny vinany (Delta) Irrawaddy ny rivodoza nahafaty olona iray tamin'ny volana mey 2008 ka mihoatra ny 2 000 000 ny tra-boina tamin'izany. Notombanana fa 138 000 ny...
Rosia : Tatitra fanampiny mikasika ny fipoahana nitranga tany Moskoa
Indreto tatitra hafa fanampiny mikasika ilay doro trano vokatry ny fipoahan'ny fantsona famatsiana etona tany Moskoa tamin'ny 9 : Andrei Kharlanov izay sady nametraka lahatsary ao amin'ny Youtube no nitatitra...
Rosia : Fipoahan'ny fantsona famatsiana etona tany Moskoa
Manapariaka sary mitatitra ny doro trano vokatry ny fipoahan'ny fantsona famatsiana etona tany Moskoa tamin'ny 9 May ireo mpiblaogy Rosiana. Tsidiho ireo blaogy samihafa anivon'ny LiveJournal : buchwurm, goodwine, principiale, ...
Arabia Saodita: Tafio-drivotra iray voarakitra an-tsary
Fakantsary tsotra sy fandraisana sarimihetsika eny an-tanany, nandrakitra tafio-drivotra mahery vaika niharo fasika namely an'i Riyad renivohitra ireo mpitoraka blaogy saodiana,izay tsy nahita-mitsinjo na dia metatra vitsy monja eo akaiky...
Myanmar: rivo-mahery vaika nandrava an'i Mandalay
MgHla no nanoratra tamin'ny 6 May 2009 fa nandravarava an'i Mandalay, renivohitra fahatelo any Myanmar ny tadio. Sary avy amin'ny bolongan'i MgHla Hoy izy nanoratra: “After I attended a seminar,...