Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Marsa, 2017
Simban'ny Sambo Britanika Mpitatitra Mpizahatany Ireo Vatohara Any Papoazia Andrefana
Mety haharitra an-jato taonany ny fanirian'ity faritra potika ity. Mila mandray andraikitra noho izany ary manampy amin'ny fanarenana ity harambato ity ny Noble Caledonia!
Nanangana ‘Tranolay Fifohana Rivotra An-tendrombohitra’ Ireo Mpikatroka Ho Fanoherana Ny Rivotra Maloto Loatra Ao Makedonia
Nampiasa hala tahaka ireo olom-pirenena tsy faly. Nivezivezy tao amin'ny Twitter vao haingana ny soratra an-drindrina izay naneso ny tsy firaharahian'ny governemanta: "Toromarika: Aza maty noho ny homamiadana!"
Tena Ratsy Ny Fahalotoan'ny Rivotra Ao Kathmandu , Mila Sarontava Na Dia Ireo Andriamanitra Aza
Mihoatra noho ny ambaratonga kely indrindra azo ekena ny haavon'ny fandotoana ao Kathmandu , manao saron-tava ireo mponina manoloana izany, toy ny sarivongana malaza ao an-tanàndehibe.
Mitondra Fifaliana ao Bhutan ny Firotsahan-dRanomandry Faramparany
"Eto Bhutan ihany, Polisy eo amin'ny fihodinana lehibe mamolavola ranomandry hanaovana sariolona. Mahafinaritra"
Taona Iray Taorian'ny Namonoana an'i Berta Cáceres, Mitohy ny Tolona Ho An'ny Tany ao Honduras – Toy Izany Koa ny Fandrahonana
"Mitolona izahay mba ho lasa zo maha-olona ny angovo. Tokony hiditra anaty lisitr'ireo fanànana iombonana izy io ary noho izany dia tokony hanana ny anjara teniny amin'izy io ny olona."