Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Desambra, 2016
Mandevina ny Lohany Tsy ao Anaty Fasika fa ao Anaty Setroka ny Manampahefana Shinoa
"Voavaha ny olan'ny zavon-tsetroka!... Nofafanay ny lahatsoratra rehetra momba ny zavon-tsetroka, noraràna ny olona tsy hanao sarom-bava ary nosamborina ireo izay nanoratra momba ny zavon-tsetroka!"
Manakoako Maneran-tany Ny Fanoheran'ny Amerindiana Ny Fantson-Drano Lehibe Ao Standing Rock
"Mahereza hatrany. Mahatanjaha. Ary manana havana mijoro miaraka aminareo ianareo manerana izao tontolo izao".
Voahontsakontsana i Trinidad & Tobago—sy Voaharoharon'—ny Horohorontany
Ny folakandron'ny 6 Desambra 2016, niaina horohorontany mahery vaika, voalaza fa amin'ny maridrefy 5,8 i Trinidad sy Tobago. Naharitra iray minitra, hoy ny tatitra sasany, noheverinta fa ambony noho ny 6,2 ny horohorontany tany am-boalohany.