Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Septambra, 2019
Mikarakara elefanta kamboty ao Myanmar
Tandindonin-doza noho ny fihazàna azy ireo elefanta dia ao Myanmar; mihazakazaka be ny famonoana azy ireo, iray isankerinandro.
Efa noderain'i Homer indray maka, mihavery hazo ka mihasola ny tendrombohitra Ida ao Torkia
Mamondrona ny heriny ny mpikatroka sy ny artista ao Torkia hiadiana amin'ny fandripahan'ny orinasa mpitrandraka ny ala.
Mila fanampiana hamadihana ho asa mivaingana ireo vokatra entin'ny Kaonferansan'ny Firenena Mikambana COP21 momba ny Fiovàn'ny Toetrandro
Taona iray manandanja manokana eo amin'ny lafiny toetrandro eto amin'ny planetantsika ny taona 2015. Ho tonga hatrany amin'ny fivoriana faha 21 amin'ny Conférence des Parties à la Convention-cadre des Nations Unies, na ny COP21 mikasika ny fiovan'ny toetrandro.